NY FOMBA FANAOVAN’NY MPAMINANY (صلى الله عليه وسلم) SWALAT SY NY FOMBA FANAOVANA WOZO

Books Subject Information
Title: NY FOMBA FANAOVAN’NY MPAMINANY (صلى الله عليه وسلم) SWALAT SY NY FOMBA FANAOVANA WOZO
Language: ⁠⁠⁠Malagasy
Short Discription: Ity dia boky bely manazava amintsika an-tsary ny fomba fanaovan’ny Mpaminany Swalat sy ny fomba fanaovana Wozo. Hoy indrindra ny mpanoratra azy ao amin’ny teny fampidirana hoe:"Indro teny fohy, manazava ny fomba fanaovan’ny Mpaminany (SAW) Swalat; atolotro ho an’ny mpino Islamo rehetra, lahy sy vavy, mba hahatonga an’izay rehetra mamaky azy ity hiezaka haka tahaka azy (SAW) amin’izany, araka ny teniny manao hoe:"Ataovinareo tahaka ny nahitanareo ahy nanao azy ny Swalat". Notaterin’i Al-bokhàri". Koa manentana antsika rehetra mba hamaky an’izany sy hanazava an’izany amin’olona.
Addition Date: 2017-08-06
Short Link: http://IslamHouse.com/2824515
Translation of Subject Description: Arabic
Attachments ( 2 )
1.
SWALAT SY NY Fomba Fanaovana WOZO
1.9 MB
Open: SWALAT SY NY Fomba Fanaovana WOZO.pdf
2.
SWALAT SY NY Fomba Fanaovana WOZO
27.8 MB
Open: SWALAT SY NY Fomba Fanaovana WOZO.docx
Go to the Top