Bokin’ny Azkar sy Doah

Books Subject Information
Title: Bokin’ny Azkar sy Doah
Language: ⁠⁠⁠Malagasy
Short Discription: Ity dia boky kely izay mirakitra Azkar sy Doah maro samihafa, nalaina avy tamin’ny boky masina Kor’any sy ny Sonnat. Notsongaina manokana ireo Azkar sy Doah izay tena fanao matetika ary ilain’ny mpino Islamo amin’ny fiainany andavanandro. Ka hitanao ao ireto manaraka ireto: Azkar sy Doah fanao andavanandro, ireo zavatra tenenina anatin’ny Swalat, ireo zavatra tenenina aorian’ny Swalat, Azkar fanao amin’ny maraina sy hariva, Azkar atao amin’ny zavatra samihafa, teny feno fahasoavana sy valisoa, Azkar fanao alohan’ny hatory, Doah avy amin’ny Kor’any sy Sonnat.
Ary natao miaraka amin’ny dikany amin’ny teny malagasy izany, mba hampazava amin’ny mpamaky ny dikan’ireo Azkar sy Doah izay vakiany.
Addition Date: 2017-06-09
Short Link: http://IslamHouse.com/2823115
Translation of Subject Description: Arabic
Attachments ( 2 )
1.
Bokinny Azkar sy Doah
1006.9 KB
Open: Bokinny Azkar sy Doah.pdf
2.
Bokinny Azkar sy Doah
16.7 MB
Open: Bokinny Azkar sy Doah.docx
Go to the Top